Ho antsika tady analà pot catalytique

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas

Ho antsika tady analà pot catalytique

Message  Badooo le Ven 26 Avr 2013, 21:10

Ho antsika tady analà pot cata> tsaratsara angambany mba asina lesona kely:
1°- matoa asiny constructeur ilay pot cata dia ny antony dia resaka dépollution ,manejika norme donné , donc tsy maintsy misy outil naha zavatra apetraka en place mba ho efficace ilay zavatra kedrena.
2°-raha napetraka izany ilay pot cata dia tsy maintsy napetraka ireo sonde lambda en amont et aval ilay pot cata , ka ilay sonde en amont ny rôle-ny dia mijery ny régulation richesse izany hoe:raha théoriquement ny valeur lambda dia tokony 1 foana ny tanjona nefany dès fois mety miakatra 1.2 ,1.3 ilay rapport mélange (air+ essence) dia raha izay ilay cas alefany ilay sonde makany a@ calculo ny info hoe trop riche loatra aho izany rahavana dia appauvrir-siavany
ilay calculo ilay valeur mba hihidina vers 1 par l'intermédiaire ny débitmètre moa izany satria hiera-mahalalà fa izay ny rôle débitmètre. Dia dès fois indray ilay izy lasa ambany koa ny rapport midina 0.8,0.6 dia ampiakarany indray ilay valeur ho eo a@ 1 foana , dia ohatr'izay foana.
3° Ny rôle ilay sonde lambda en aval indray dia mijery ny éfficacité ilay pot cata raha mi_joué ny rôle tsara izy valeur lambda =1 foana
Dia eo a@ izay mipetraka ny fanontaniana hoa antsika gasy tsy dia blem loatra ary tia manao hitsidalanà indraidray hoe: tsy aleo esorina io ry zalah! ah! ireo vazaha ireo ve mievitrantsika gasy tsy mahay ê! (tsetsatsetsa tsy haritra moa ny ahy iny mialà tsy raha mba miteny kely izany ny tenako oh!)
Dia amaly ilay fanontaniana aho hoe:ny zavatra sûr aloa dia raha esorinao ilay pot dia tsy mijoué- ilay rôle intsony izy dia misy répercution fonctionnement normale ilay moteur ,par contre mba hi-assuréna isika pi-bricole dia satria zavatra artifice napetraka ny constructeur en plus ny fonction normale ilay motera ilay izy dia naha misy blem aza ilay pot dia alefany any a@ ODB ihany ny info , fa tsy ataony mode dégradé ilay vam ,raha tsy hoe tena tsetsina-be angaha ilay pot. ary aza adino fa sahalà ohatrantsika olombelona ihany io, rehefa marary dia mijery dokotera aloa dia avy eo izy no miteny hoe tsy maintsy manao analyse rà naha mpipi naha kàkà ianao mba hafantarana ny blem-nao dia mitovy a@ mécanique ihany izany ry havana satria ny pot cata ny dernier maillons de la chaine ,ka izy afaka miteny koa hoe misy blem any ho any rehefa hitany calculo fa misy tsy milamina any ho any.
Ny farany moa dia raha efa tena vovona ianao analà ilay pot cata dia ny zavatra hita aloa dia aza matahotra fa tsy en mode degradé ilay motera , fa par contre raha vao tsy hitany ireo fonctionnement normale ireo dia lasa mirehitra en permanence ilay sarina motera kely eo a@ TDB iny eh! ary naha andeha aiza ianao naha aiza dia hirehitra foana iny satria efa izay ny soratany ny constructeur tao aminy ilay calculo ka " Avis ho any mpiketrika raha afaka manalà ilay programme ao a@ ilay calculo izany"
Anjàrantsika tsirairay no mandinika ê!!!

Badooo
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum