Ny fahasalaman'ny firenena dia mihatomboka amin'ny fahasalaman'ny mponina ao aminy.

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas

Ny fahasalaman'ny firenena dia mihatomboka amin'ny fahasalaman'ny mponina ao aminy.

Message  rarohy le Mer 16 Jan 2013, 09:08

Fandrosoana mira karazana aretina. Ny tena lehibe indrindra amin'izany ny aretina azo avy amin'ny firaisana ara-nofo. Irika tsy azo idifina ity farany ity, anefa kosa rehefa hay tsara ny misoroka azy io, dia kely indrindra amin'ny lehibe ity farany ity. Ka raha mitandrina tsara isika, amin'ny atao rehetra, dia azo antoka fa ho salama miaraka amin'izay ity firenena malalantsika ity.

rarohy
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum