ilay Rafivavy

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas

ilay Rafivavy

Message  larisso le Jeu 29 Nov 2012, 14:26

za dia vehivavy nanana olon-tiana, efa niaraka aman-taonany maromaro izahay.
nifankatia tokoa izahay ary izy moa dia lehilahy tia manolotolotra sy manome cadeau vehivavy reny.
manana zandry vavy vao 16 taona aho ary izy moa tsy miara mipetraka amiko fa any @mamanay ( 170 km miala ny tanana ipetrahako) fa izaho mipetraka en ville nanohy fianarana.
mandefa akanjo an'io zandriko io foana aho raha vao mba mahazo vola kely avy @ilay sipako ary efa ni-presentéko an'io zandriko io ilay sipako t@izahay nanao vacance tany
akory anefa ny hagagako fa naheno t@ olona aho ( olona miray tanana @io zandrinay io) fa miaraka ilay sipako sy ilay zandry vaviko ary tonga matetika any ony ilay bandy sipako mamangy azy.
tsy nety nino aho fa nieritreretiko ho olona mampiady fotsiny
indray andro ary nisy niantso za ary niteny oe tongava aty fa aty ilay sipanao miaraka @zandrinao raha tsy mino enao. tonga tany aho ary tratrako tany @chambre zareo, tratrako sur place mihitsy ary mbola @calcon kely ilay sipako, ny zandriko @soutien kely sy slipo fotsin, avy nanao action mits ngamba na vao saika hanao
tonga dé nandray décision aho ary nisaraka t@ilay sipako. tsy nahita notenenina moa izy t@zany

fa ny tena nampalaelo ahy dia ilay zandriko vavy nahavita namadika ahy, fantany tsara ny fifankatiavanay roa nefa dia mbola vitany nanao an'izany. izaho moa amzao dia nanapaka tanteraka ny relation misy taminay 2 vavy ary tsy te ierika azy intsony aho.
diso ve aho raha nanao an'izany

larisso
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Re: ilay Rafivavy

Message  loulgiov le Ven 30 Nov 2012, 11:14

Tsy diso ianao raha nanao izany, fanontaniana apetrako aminao dia ireto:
- Fantatr'ilay olo-tianao ve oe mandefa akanjo ho an'ny zandrinao enao?
- Fantatr'ilay zandrinao koa ve fa vola avy @ olo-tianao ireny?
Mety zay mantsy no araraotiny oe ra omeko an'zao ito dia manaiky ahy
Fa ny tena marina koa aloa dia ilay zandrinao mihitsy no tsy misaina e! Izy efa ampina ndray no mamadika.

Mankahery anao za, ary manana ambom-po, aza manaiky tambatambazin'io lehilahy io intsony,
Andriamanitra mahalala izay hevitra hieverany anao, zao dia hitanao ilay izy fa tsy tao anatin'ny tokatrano.
Ny relationao sy ny zandrinao tsy maninona, fa na izany aza tsarovy ny RAD nahitana masoandro.
Lehilah za no miteny

loulgiov
Invité


Revenir en haut Aller en bas

bjr

Message  emmylis le Sam 29 Juin 2013, 09:00

mino aho fa mbola tsy tara ny anomezako anao ty torohevitra kely mba takatro ty,mampalahelo tokoa ra ny tantara niainanao nefa aza kivy fa zay lay fiainan zanakolombelona e!amiko aloha de tsarovy fa zandrinao io ary tsy ho verin'zay tsy ho ray RA ianareo,ka ra azo atao,aza de tofoka @ zay vitany enao,marina fa mafy zany zavamsy zany nefa tsarovy fa io bandy io mitsy no tsy misaina ary fitiavantena no manjaka ao anatiny,lehilahy za no miresaka aminao fa tsy mety zany.Fantany ny fahalemen'ilay zandrinao de nararaotiny(vola,fitafiana,rendrarendra sns...)tsarovy fa ny fiavananareo mitsy no pozininy ho potika tateraka ka dinio iany,ary ra ny fijeriko io bandy io de olona tsazo atokisana itsony fa na ivady aza zareo any aoriana any,ampalahelo ilay zandrinao satria ny 16taona tsy ho lany
Manana fanetretena sy fandeferana ka tiavo ny zandrinao stp
Mahereza fa ny Tompo manana ny evitra heverany anao

emmylis
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Re: ilay Rafivavy

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum