injection diesel ; commun rail!!!

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas

injection diesel ; commun rail!!!

Message  Diez le Jeu 29 Nov 2012, 14:11

Tsy resaka HDI na TDI fa le common rail no tena mbola tanora loatra dia mbola betsaka ireo element tsy voafehin'ny constructeur. Io koa moa mamelona concesionnaire satria mila manolo pièce.
Ny fanafodiny dia ny entretien fotsiny, tsisy tokony hampatahotra io.
Ireto fotsiny mila arahina:
Ny diesel surtout misy turbo mila mandeha lavitra. Raha en ville no ilainao fiara, aza miditra ao.
Ny menaka no mampaharitra moteur ka raha te hateza tsy dia tsara ny mitsitsy mividy menaka tsy azo antoka, no mitarika vidange
Ny motera diesel turbo tsy mila vonoina matetika na anaty embouteillage aza, aleo velona eo.
Rehefa avy nandeha mafimafy enao, tsy azo tonga dia vonoina ny moteur fa aleo ihodina au ralenti elaela (1mn) vao vonoina.
Na matanjaka be aza le moteur, tsy mitovy @ essence io, andrasana hafana vao entina mihoatra ny 2000 tr/mn
Tsy manitsaka tampoka fa alefa moramora io.
Raha ny qualité GO indray raha misy moyen, aleo mividy atao anaty conteneur iray dia purgena ny rano, izay vao alatsaka anaty reservoir.
Tsy miandry ambanin'ny 1/4 ny reservoir vao mandatsaka
Ny additif indray misy karazany maro, misy ny dispersant eau, cetane plus, nettoyant injecteur, entretien injecteur.

Diez
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Re: injection diesel ; commun rail!!!

Message  DID le Jeu 29 Nov 2012, 14:13

mitovy daholo aloha refa common rail é: CRDI, HDI, DCI, TDI, DID...
fa ity farany no hasiako resaka kely:
novidiana teto ny fiara izany hoe vavovao izany.
tropicalisé hozy ilay mpivarotra.
nony nahavita 70.000km anefa dia nisy aretina tsy afaka. mmi-ralentir tampoka ny fiara ary mirehitra ilay check engine iny.
natao ity diag sy fanafody isankarazany fa lasa ihany ny herinandro. (concess eny anosizato io a)
avoak ny fiara fa hoe vita kinanjo tsisy 2 jours dia iny fa miverina indray.

nony farany dia nosoloina ny injecteur 4 izay mitentina efa ho 12.000.000Ar ny totaliny.

dia mbô tezitra ianao dia ny valiny dia hoe tsy avy aminay io fa ny solika eto mihintsy no tena manimba fiara.

Fehiny: Tsy tena mbola mety amintsika ireny teknolojia à la pointe ireny. Ny meca aloha izany tsy formé @ilay izy mihintsy. (même any @ concessionaire), moa ny pièce koa mbola tsy maro hisafidianana, ny solika manao ny ataony.

Lasa tsy milamintsaina foana ianao mampiasa ny fiaranao.

DID
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Re: injection diesel ; commun rail!!!

Message  rasseta le Jeu 29 Nov 2012, 14:14

Le common rail mihitsy no sensible be am gas oil ka raha ny gas oil eto no ampiasainao de efa miomana fa tsy maitsy ahita olana enao na ho ela na ho aingana d'autant plus hoe fiara occasion le izy. Firy ny V8 maty injecteur ao am Rasseta ao nefa nivoaka vaovao teto. De ny gas oil daholo ny antony. Nefa 4x4 izany aza tokony ho natao hataty gas oil tsy de tsara.

Pour info, tam vao nivoaka tany andafy aza ny HDI, DCI, DTI mbola betsaka ny moteur nitsipaka noho ny fisian'ny rano anaty gas oil.

rasseta
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Re: injection diesel ; commun rail!!!

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum