Gasy vao tonga mba tantarao ..

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas

Gasy vao tonga mba tantarao ..

Message  Gvvt le Jeu 29 Nov 2012, 13:57

zatra le mane bus tany amin'ny tanana efa ela be mo zany zao to tsy misy bus tsony fa taxi be, dia aty moza ny lay tsy misy receveur eee, dia za tena saika hisioka mafy amin'le oe misy miala ee, fa nanomboka nisiok kely za de tonga saina sady niome rery tamizay vao tonga taty andafy mihitsy efa ampolotaonany lasa zay mbola miome rery ihany aho mieritreritra le izy.

cas nitovitovy aminzay ko fa ramato tonga amonjy vente expo art malagasy dia nasen'olona havany oe mba jereo dia atero any amin'lay toerana izy aminio miaraka amin'ny entambe, fa efa nisy olona nanafatra azy tany amize nalehany tany oe zao ny anaran'lay arret ialana ay izy ty ko zay vao nande bus taty , fa efa akaiky le arret oa nitabataba be le ramato oe "misy miala eee" de avy eo ozy izy oe "stopp chauffeur" fa tapaka ny tsinaiko ny vazah niehevitra oe adaal ve io ny sasany niome tsy arany oe bouton potserina za mo teo dia nanoro an'i le madama Laughing Laughing Laughing Laughing

Gvvt
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Re: Gasy vao tonga mba tantarao ..

Message  Meetroo le Jeu 29 Nov 2012, 13:59

Tao PAris

Vao tonga za de niseho nilay nandende kanjo very, niantso tany antrano t@ publiphone de nanontany anah le zokiko hoe :

- décriver vo amiko hoe aiza ho aiza elah zao miantso zao?

Nitoditodika za ka misy gara na metro teo akaikin'ialy publiphone niantsoako, tsy rotitra za namaly

- Eto @ le gara "METROPOLITAIN"

Nataondry zareo fihomehezana fa kay ny gara metro rehetra misy an'io soratra io daholo

AZA VENDRANA IHANY

Meetroo
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Re: Gasy vao tonga mba tantarao ..

Message  Tsipolotrakely le Jeu 29 Nov 2012, 18:25

dia za koa, efa natahotra hoe ahona moa zany no atao refa hiala kanjo tonga teo @lay arrêt tokony nialako lay bus dia mba nijanona soamantsara nampiditra olona saingy ny porte de sortie tsy nivoha. dé niandry dé niandry teo aho sady tsy sahy niteny t@ chauffeur kanjo lasa iany lé bus sady lavitra be ny arrêt manaraka. Nanakaiky ny varavarana aloha za dé saika hoe vao tonga eo @ arret manaraka dia hisisika hidina hanararaotra varavarana mivoha kanjo bedin'lay chauffeur ndray fa tsy eo hono fa any aorina dia tsy mivoha hoa io, dia mivoha io ozy dia sady nisy bouton nopotseriny dia tafidina iany aho. Fa efa taty aoriana nony nahita passager hafa vao haiko hoe hay misy boutons potsirina kay na refa hangataka arret na refa hamoha varavarana... Embarassed Embarassed

Tsipolotrakely

Messages : 7
Date d'inscription : 28/11/2012

Revenir en haut Aller en bas

Re: Gasy vao tonga mba tantarao ..

Message  sisi1àà le Ven 30 Nov 2012, 11:17

laolina beuu i tsipolitra kely huhuhuh Smile Smile Smile Smile fa ngah tsy misy recevera any

sisi1àà
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Re: Gasy vao tonga mba tantarao ..

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum