Dédicace spéciale

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas

Re: Dédicace spéciale

Message  omarSii le Mer 12 Déc 2012, 11:45

ndriii tsara ery iz zani cheers cheers

omarSii
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Dédicace spéciale

Message  Tsipolotrakely le Dim 02 Déc 2012, 18:04

Iriko foana ny hahita Anao
Hitoetra eo anilako eo
Hanao ireo teny mamy fanaonao
ilaiko ho heno rahateo

Kanefa izaho toa tsy izaho intsony
Noho ny fahitako Anao
Toa analany, toa ampitomboiny
Omeny toetra vaovao

Izay manintona aminao tsy haiko
Fa reko fotsiny amin’izao
Angamba koa tena efa voa ny saiko
Noho ny fahitana anao

Fa izay rehetra nokendreko
Manjary hadinoko avokoa
Ianao no masaka ao an-droha
Fa tsy mahita izay jereko
ireto masoko ankiroa
fa jamba aminao tokoa
Ny sisa azoko atao dia ny manankina aminao
ny androm-piainako hatrizao

Tsipolotrakely

Messages : 7
Date d'inscription : 28/11/2012

Revenir en haut Aller en bas

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum