mahamenatra sa mampiomehy

Aller en bas

mahamenatra sa mampiomehy

Message  miop le Ven 12 Juin 2015, 08:47

Indray andro izaho andeha hianatra dia tena maika be, ka ny tanako mipitipitika be mamohy eny an-dalana, loza anefa fa tao aorianako nisy lehilahy mivikiviky mafy ihany koa. Rehefa andeha hiam-pita amin'izay aho dia nijanona tampoka, akory fa nahavoadoana zavatra malemilemy hafahafa sady nisy feo nitaraina avy aorianako, nitodika aho tamin'izay, kay voadonako ny fitaova-pananahan'ilay ramose, sady boramena aho no te hivanitika noho ilay zavatra tsapako. Laughing

miop
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum