zaho sy ny olona miaraka amiko

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas

zaho sy ny olona miaraka amiko

Message  sariaka le Lun 18 Mai 2015, 11:54

Manaona daholo! misy olana kely zaho sy ny sipako dia tsy hitako izay atao fa mba mila vahaolana aminareo manana sipa aho efa niaraka tamiko efa an taonany maro dia nanana olana zahay dia ef tsy d niaraka firy ntsony zara rah miaon in1 mande isam bolana dia niaraka t@ olon kafa aho d lasa ts d norarahiko tsony izy ary nisarak mintsy moa ary zahay ny farany.Dia iaraka t@ lay vao2 za noho ten ef ten tafalatsak b za zay izy vao nilaza tamiko f efa misy olon miaraka aaminy fa mbol ts vita n'inon ry zareo nef lay vehivavy ohatr ef miaramipetraka aminy d nangataka fisarahan taminy aho d tsy mety izy fa hoe :ianao ts mahalala ny ampitso ary matoa aho hoy izy miarak aminao d ts tiako izy fa saro piaro b dia inon no ataoko.Matetik nef aho mahit ry zareo miarak d mijery an dry zareo ftsin

sariaka
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum