moteur diesel sa essence.

Aller en bas

moteur diesel sa essence.

Message  jaona82 le Lun 09 Mar 2015, 09:53

Miarahaba.
Mba manana eritreritre ny hividy fiara ny tena, nefa ts de mahay resaka mecanique. De mba mangataka conseil @nareo connaisseur eto.
Ra eto @ tanana iza no tena mety; manana fiara diesel sa essence ra par rapport @ kalitao ny solika eto @ tsika, na ny etat ny lalana? Ny cout de réparation essence sy diessel na ny vidiny pièce ve mitovy?
Ra ny ahy manokana ny tena ilavako fiara dia eto @ ville fa ts de tena matetika mande sur route.

Misaotra sahady an'zay mamaly

jaona82
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum