namangy mana-manjo

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas

namangy mana-manjo

Message  :D le Ven 30 Nov 2012, 14:46

Nisy fahorina tao amin'ny fianakaviana ka tonga namangy ilay chef tao am-piasana sy ny mpiara-miasa. rehefa nangina tsara iny daholo fa hanomboka hiteny izy dia naneno tampoka ny telefônany. Somary menamenatra satria nitraka sy nitodika tany aminy daholo ny olona. Niato kely aloha dia ohatran'ny nikarokaroka tao am-paosy hamono ilay tel, dia iny andeha hanohy iny no taitra daholo indray ny iray trano fa hay kay haut parleur no voa-activé sady vehivahy no miresaka, allooo, chériii a fa aiza kay ianao e!! sady ilay miangolangola be ireny ilay fiteny nefa tsy feon'ny vadiny mihitsy fa ny rehetra mantsy mahafantatra ny vainy daholo! vao maika nikoropadropaka saika hanapika kanjo vao maika lasa mafimafy kokoa lay feo. Niondrika haingana be daolo sady mody tsy nisy naheno n'inon'inona nefa nitsikanikany mangina tao am-piondrehana tao daholo zay mianakavy!!!

:D
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum