souvenirs tany am-pianarana

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas

souvenirs tany am-pianarana

Message  tretrika le Ven 30 Nov 2012, 14:31

t@ T2 zany nisy sipakely mba nahataratara ahy zay dia omeko gouter foana isaky ny récré. Amin'io tsisy resaka hafa mihitsy fa dia izay fotsiny! Laughing Matetika sablé ny ahy ny gouter t@ zany. Dia indray andro aho nidongy tsy nety hande hianatra raha tsy anaovana gouter mofo sy atody satria nisy bandikely nitondra ohatran'io "nikôty" azy koa dia tsy te hahalala ahy intsony izy!!!

tretrika
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum