DAVIDSON ANDRIAMPARANY FIDIANA satria .......

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas

DAVIDSON ANDRIAMPARANY FIDIANA satria .......

Message  olona va le Ven 10 Mai 2013, 15:13

satria:

izy irery aloha hatreto no mbola mahita fa ny fandriampahaleman'ny malagasy no laharampahamehana voalohany indrindra, fa rehefa milamina ny tany dia afaka mitady sy mihary tsy ampitaintainana ny olona rehetra, ary dia manaraka ho azy ny filaminana rehetra, ho fongorina daholo reo mpanetry be ny firenena dia afaka hiasa tsara ny gasy, manana technicien nianatra sy mahafehy ny fandriampahalemana izy ka izy no fidio, fa aoka izay reto galo fantsy be mpambotry firenena ireto.

olona va
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum