zavatra mahamenatra mampihomehy efa hitanao na nanjo anao

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas

zavatra mahamenatra mampihomehy efa hitanao na nanjo anao

Message  Lollypop le Ven 30 Nov 2012, 12:24

Niakatra ny totoha-baton'Ambondrona aho t@ zay, avy nivavaka dia nanao akanjo teritery tsy maha à l'aise loatra sy kiraro talons. Misy lehilahy miantsoantso @zay avy ato aoriana hoe madimozely, madimozely!! heveriko fa ilay mpanadala mpikôtikôty ireny dia tsy norarahiko, mbola niantsoantso ihany dia nitodika aho sady nangarika. Avy eo nisy vehivavy koa niantso dia izay vao nijanona aho, dia ozy wé ny talon anao anie iry tavela iry ambany iry e!!! ouainnn be!! niverina moramora nitsimpona an'ilay izy dia soa ihany fa nisy mpanamboatra kiraro teo @ sisiny teo! fa tsy nahasahy nijery al'ilay lehilahy nitsikanikany be tsony!!

Lollypop
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Re: zavatra mahamenatra mampihomehy efa hitanao na nanjo anao

Message  Finday le Ven 30 Nov 2012, 18:17

indray andro tsy tato an trano madama dia niantso le sipa akama taloha de niresaka ela be mihitsy tam telephone amin'ny alina efa ho 2h angamba d ny ampitso nofafaina haingana fa somary sarom piaro ihany madama zany hoe ilay appel nofafaina defa nieritreritra hoe tsy ho tratra kay mou misy fika hafa fijerena ny appel rehetra amy le telephone na fafana aza ny historique huhuhu teo vo tratra amizay satria sady hita tao ny durée sns ny anaran'le olona natsoina huhuhu teo vo tena tratra tsy afaka nandaiga tsony sady tezitra be izy no vosazy ny bandy eee huh

Finday
Invité


Revenir en haut Aller en bas

ZAVATRA NANJO

Message  rarohy le Mer 17 Juil 2013, 08:01

indray andro aho nandeha tamin'ireny toeram-pandihizana ireny teto tana. Amin'ny maha lehilahy ny tena, dia nandeha irery mba hitady sakaiza. Nitady no anton-dia, anefa dia nanantona fotsiny ilay notadiavina, gaga ny tena ary talanjona tamin'izay hoe: hay kosa! Dia niaraka tamin'ilay olona! kay rehefa tena lasa halavitra ilay fiarahana, dia lehilahy izy ity fa tsy vehivavy. Tena hainy mihitsy ny mitondra tena tahaka ny vehivavy ka tsy hitako raha tsy.... Noho ny zava misy anefa, dia hainareo ny tohiny.

rarohy

Messages : 1
Date d'inscription : 17/07/2013

Revenir en haut Aller en bas

Re: zavatra mahamenatra mampihomehy efa hitanao na nanjo anao

Message  ralol le Mar 23 Juil 2013, 09:22

Laughing Laughing Laughing Laughing Laughing Laughing Laughing  hay kosa ela rarohy de efa tsara safosafo tamin'le razoky be volombava iny an huhuhu amin'ny manaraka tsapao ihany ny entana hoe vrai sa fosika:twisted: 

ralol
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Re: zavatra mahamenatra mampihomehy efa hitanao na nanjo anao

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum